Entry sokoreva
Part of speech noun
Malagasy definition [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937]
Vocabulary 
Scientific name Hypsipetes madagascariensis
Synonyms horova ~ horovy ~ horovana ~ sokonina ~ tsikorovana

2017/12/11