Entry tsia
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [Rajemisa 1985]
English definition no [Hallanger 1973]
French definition non [Hallanger 1974]
Analogues  aha

Entry tsia
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition  [Tanala] isika [Rakotosaona 1972]
Synonyms tsiana
Tables and plates all the pronouns

Entry tsia
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] zazavavy [Rakotosaona 1972]

2019/08/17