Entry mitselika (tselika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mailaka, kinga
¶ Mandeha haingana: Mitselika Ikoto rehefa misy zavatra anirahana azy
¶ Maka, mangalatra amim-pahamailahana: Nisy nitselika lahy ny lambako nihantona teto! [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitselika
nitselika
hitselika
mitseleha

Updated on 2010/05/14