Entry fitselehana (tselika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandehanana haingana, fanaovanjavatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io
¶ Fangalarana amimpahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany [Rajemisa 1985]

2009/02/23