|
|
|
|

Entry1  fitselarana
Root  2 tselatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Firehetana tampoka ary vetivety, fitselahana
5 Firehetana haingana: Ny fitselaran' ny bozaka maina no itiavan' ny olona azy hampirehetany afo [1.1]

Updated on 2025/09/12