| Entry | 1 tsatsaingoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa. [1.1] |
| Explanations in French |
4 action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un [1.3#755] |
| Derivatives |
|
| Other spellings | 16 tsatsaingona |
| Analogs | 17 tsaraingona |
| Updated on 2025/09/19 |
|