| Entry | 1 tsaraingona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' ny olona; fitsabahana amin' ny raharahan' ny hafa; fanapahana ny tenin' olona mbola mitohy fa tsy mahandry [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 18 sarangotina, 19 tsaraingona |
| Updated on 2025/09/19 |
|