Entry tsaro > saroka
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] (de sa, préfixe renforçatif ; et roka : couvert d'aspérités, rugueux). Croton danguyanus Leandri (Euphorbiaceae). Nom malgache relevé par Harmelin, Réserves Naturelles 10 228. Arbre relativement rare de la côte Ouest. [1.196]
Scientific name Croton danguyanus
Vocabulary 

Entry tsaro > sarona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny saron' ity tavy ity?
Zavatra toy ny lamba atao handrakofana ny loba, ny tava: Saron-doha ~ Nanao saron-tava ilay mpangalatra ka tsy aisy nahafontatra azy [1.1]
Explanations in English A cover, a lid [1.7]
Explanations in French Couvercle, couverture [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry tsaro > sarona
Part of speech noun
Explanations in French (toute l'île ; mais prononcé saro dans l'Ouest et le Sud). Sens général : enveloppe, voile, etc. En ce qui concerne les plantes : ce qui enveloppe un fruit ; involucre ou calice accrescent. En thérapeutique : grands enveloppements ; emplâtres souvent à base de plantes fraîches écrasées (Voir aussi saro). [1.196]
Vocabulary 

Entry tsaro > sarona
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tra-tehaka na voahodidina tsy afa-mikofoka handositra: Sarona tao anaty lohasaha ny fahavalo [1.1]

Entry tsaro > Sarôna
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Saron [2.996]
Explanations in French Saron [2.996]
Vocabulary 
Biblical quotes 

Entry tsaro > Sarona
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Sharonite [2.996]
Explanations in French Sarôn [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Sarônita
Biblical quotes 

Anagrams 

Entry tsaro > sarotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Lafo, sarobidy [1.78]
 Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity
Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome
Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany
Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra
Lafo vidy: Sarotra ny vary izao
Mitovy hevitra: hangana ~ hentona ~ lafo [1.1]
Explanations in English Difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7]
Explanations in French Difficile [1.3, 1.8]
 Ardu, périlleux, pénible, dangereux
Cher, coûteux, ruineux
Avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3]
 égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8]
Examples 
1Sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324]
2Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470]
3Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996]
Morphology 
Simple : sarotra, saro-
Prefixed : -tsarotra, -tsaro-
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Entry tsaro > saro-
Part of speech morphological form of sarotra
Compound words 

Entry tsaro > saro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Mahafaly] Fitafiana [1.78]

Entry tsaro > saro
Part of speech noun
Explanations in French  [Mahafaly] (de sarona : ce qui enveloppe ou entoure quelque chose ; allusion à l'emploi de la plante en grands emplâtres et cataplasmes). Acrostichum aureum Willd. (Pteridaceae). Fougère très employée par les empiriques, surtout en usage externe. D'après Debray, la décoction des frondes serait administrée contre les douleurs intestinales. [1.196]
Scientific name Acrostichum aureum
Vocabulary 

Anagrams