Entry sarotro
Part of speech   noun
Malagasy definition   Aro orana vita amin' ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin' ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain' ny mpiandry omby indrinda ataony kapaotin' orana [Rajemisa 1985]
English definition   a cape made of a mat folded and sewed together at one end [Hallanger 1973]
French definition   cape faite d'une natte pliée en deux et cousue d'un côté [Hallanger 1974]
Derivations  

Entry sarotro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] vavafo, kibo [Rakotosaona 1972]
French definition   ventre [Hallanger 1974]
Vocabulary  

2012/10/08