| Entry | 1 fitsaraingona |
| Root | 2 tsaraingona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsaraingona, izany hoe misalovana na misosoka eo anoloan' olona na manapaka tenin' olona ka miteny raha mbola miteny izy
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|