| Entry | 1 mitsaraingona |
| Root | 2 tsaraingona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io.
5 Mitsabaka amin' ny raharahan' olona. 6 Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny. [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|