| Entry (1/2) | 1 tsaoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
4 Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [1.1] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 12 tsaoka |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe
[1.1] |
| Explanations in French |
15 craie
[1.13] |
| Vocabulary | 16 Geology |
| Anagrams | 17 akotsa, 18 atsako, 19 atsoka, 20 tosaka, tsaoka, 21 tsoaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|