|
|
|
|

Entry1  fitsaohana
Root  2  tsaoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy [1.1]

Anagrams  5 fitosahana, 6 fitsaohana, 7 fitsoahana, 8 tafahosina

Updated on 2025/09/12