| Entry | 1 mitsaoka |
| Root | 2 tsaoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 kamaitso, 11 kimaotsa, 12 masôkita, 13 matokisa, 14 matsioka, 15 mitosaka, 16 mitsakoa, 17 mitsaoka, 18 mitsoaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|