Entry tsangan > tsangana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [1.1]
Examples izaho Rangoriketakinilandy
tsy maty aho fa malazo
nandre ny fingodon'ny omby
viliabe tsara tsangana
vilia fotsy endriky ny trano
itozotozoy ihany aho
fa jiafotsy ny lambako
[2.131]
Derivatives 
 
Compound words 
Toponyms 

Entry tsangan > tsangana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.13]
Explanations in French Bâton
Diagramme en bâtons [1.13]

Anagrams 

Entry tsangan > sanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volon-doha mivondrona kely eo ambonin' ny tampin-kandrina, na volondoha somary lavalava kokoa noho ny sisa rehetra eo afovoany tsara eo ambony tampin-kandrina
Volo na nofo mivondrona eo an-tampondohan' ny biby sasany: Lava sanga ny akoholahin' i Naivo [1.1]
Explanations in English A lock of hair on the forehead. [Vocabulary: Biology]
The crest of a cock. [Vocabulary: Zoology: (in general)] [1.7]
Explanations in French Touffe de cheveux au front. [Vocabulary: Biology]
Crête du coq. [Vocabulary: Zoology: (in general)] [1.8]
  [1.196]
Morphology 
Simple : sanga, sangako, sanganao, sangany, sangantsika, sanganay, sanganareo, sangan', sangan-, sangam-
Prefixed : -tsanga, -tsangako, -tsanganao, -tsangany, -tsangantsika, -tsanganay, -tsanganareo, -tsangan', -tsangan-, -tsangam-
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry tsangan > sanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Saobakaka [1.78]
Vocabulary 

Entry tsangan > sanga
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] (sens général : tout ce qui se dresse sur la tête, crête du coq, toupet de cheveux , etc.) C'est le nom d'un Weinmannia (Cunoniaceae), d'après Dandouau. Le nom malgache fait allusion aux inflorescences dressées. [1.196]