| Entry | 1 tsanganolona |
| Elementary words | 2 tsangana, 3 olona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [1.1] |
| Explanations in French |
6 "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. [2.415#6630] |
| Examples |
7 Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra.
[2.472]
|
| Vocabulary | 8 Economy: finances, management |
| Updated on 2025/09/12 |
|