| Entry | 1 tsabaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon' olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan' olona; fidirana ao amin' ny trano misy areti-mifindra. [1.1] |
| Explanations in French |
4 action de plonger quelque chose dans un liquide, dans une matière pâteuse, de l'agiter, de palper dedans, de patauger dedans avec le pied, de salir en portant à la bouche Figuré: d'entrer effrontément dans une maison, de pénétrer là où règne quelque maladie [1.3#747] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|