| Entry | 1 mitsabaka |
| Root | 2 tsabaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe.
5 Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona. [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|