| Entry | 1 fitsabaka |
| Root | 2 tsabaka |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany
5 Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|