Entry | 1 trosaina |
Root | 2 trosa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy mba trosaiko ny ahy ny entana vidiko Samborina: Be loatra ny vola notrosain' io vehivavy io ha tsy voaveriny intsony [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word trosaina |
Anagrams | 10 anatsiro, 11 anatsory, 12 asatrony, 13 asitrano, 14 atrosina, 15 isantaro, 16 itrosana, 17 itsorana, 18 rañaotsy, 19 ranitsoa, 20 sanatrio, 21 Sarônita, 22 sinaotra, 23 soritana, 24 Tiranosa, 25 torin' asa, 26 trosaina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |