Entry | 1 fitrosana |
Root | 2 trosa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha" [1.1] |
Anagrams | 5 faritsona, 6 fitrosana, 7 fitsorana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |