| Entry | 1 tremalahy |
| Elementary words | 2 trema, 3 lahy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 olona manankarem-be
[1.1] 6 mpanefoefo [1.13] |
| Explanations in French |
7 richard
[1.13] |
| Examples |
8 Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy
[2.324]
|
| Analogs | 9 be fofon' aina, 10 feno tsoka, 11 komohina, 12 manam-be hovangoana, 13 matevina, 14 metroka, 15 mianjady amin' ny fananany, 16 mihary zaka, 17 milomano amin' ny harena, 18 miravoravo manana, 19 mpanalina, 20 mpanarivo, 21 mpanefohefo, 22 mpangoron-karena, 23 mpanjatobe, 24 mpanontany ny ory, 25 ngetroka, 26 saingona, 27 tovinjaka |
| Anagrams | 28 mihelatra, tremalahy |
| Updated on 2026/04/22 |
|