Entry | metroka | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |