|
|
|
|

Entry1  matevina
Root  2 tevina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
5 Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany
6 Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany
7 Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina [1.1]
8 tsipika na soratra matavitavy [1.13]
Explanations in French  9 épais; gras [1.13]
10 fourré [1.196]
Examples  11  Tao aoriana ny poketrany, ary natevina [2.4#57]
12  Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara [4.27]
13  zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. [2.472]
14  Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. [2.470]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  19  10 combinations of that word
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17