| Entry | 1 tranovorona |
| Elementary words | 2 trano, 3 vorona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 un cercueil, une bière, un catafalque.
[1.3] |
| Examples |
7 Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona.
[2.48]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|