|
|
|
|

Entry (1/2)1  tranomanara
Elementary words  2  trano, 3  manara
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo) [1.1]
Explanations in English  6  a small building on the tombs of royalty and higher nobility [1.7]
Explanations in French  7  petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse [1.8]
Examples  8  Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny. [2.508#347]
9  Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana. [2.59#294]
Analogs  10  tranomasina
Illustrations 

Entry (2/2)11  tranomanara
Elementary words  12  trano
Part of speech  13  noun
Explanations in French  14  (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée. [1.196]
Vocabulary  15  Botany

Updated on 2025/09/12