| Entry | 1 trano lay |
| Elementary words | 2 trano, 3 lay |
| Part of speech | 4 locution |
| Examples |
5 Lasa niditra tao amin' ny tranolay izy, ary izaho kosa nandeha haka kitay.
[2.643#]
6 Mandehana any amin' ny lalina, izany hoe mipetraha amin' ny tranolay mandrakariva, mamela ny rivotra hifafy amin' ny tena manontolo. [1.369#] |
| Updated on 2025/09/10 |
|