Entry trandraka
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
¶ Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry trandraka
Part of speech noun
Malagasy definition Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [Rajemisa 1985]
English definition tail-less tenrec ( Tenrec ecaudatus) [https://www.tenrec.org]
French definition tenrec commun ( Tenrec ecaudatus) [Tsimbazaza , https://www.tenrec.org]
 grand tenrec, tangue [https://www.tenrec.org]
  [Sakalava-Mayotte] hérisson [Andilidine: Lexique (takila T)]
German definition Großer Tanrek [https://www.tenrec.org]
Vocabulary 
Scientific name Tenrec ecaudatus
Other spellings 
Synonyms kelora
Examples 
1Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [Ndemahasoa: Antakay]
2"Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [Callet: Tantara, page 144]
Quotes 

Updated on 2020/04/16