|
|
|
|

Entry1  tovovavy
Elementary words  2  tovo, 3  vavy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) [1.1]
Explanations in English  6  an unmarried young woman [1.7]
Explanations in French  7  jeune femme célibataire [1.8]
Examples  8  Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5]
All compound words 

Updated on 2025/09/15