| Entry | 1 fitotoana | 
| Root | 2 toto | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe Fikosehana ny vary akotry hialan' ny hodiny: Ilana tanjaka ny fitotoam-bary [1.1] | 
| All compound words | 5 am-pitotoam-bary | 
| Anagrams | 6 fitotoana, 7 itotofana | 
| Updated on 2025/10/08 |   |