Entry torotoro (toro)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Sihanaka] vakivaky [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] vakivaky madinika, potipotika: Torotoro ñy lovia vake [Rakotosaona 1972]
   Vaky potipotika, montsana: Torotoro ilay tavoahangy nianjera avy eny an-davarangana / Torotoro ny fahavalo tamin' ny ady
¶ Hontsa dia hontsa: Torotoro ny foko nahita ilay reny niantoraka teo amin' ny zanany tsy niainaintsony. [Rajemisa 1985]
English definition   crushed to pieces [Hallanger 1973]
French definition   écrasé; moulu [Hallanger 1974]
Examples  
1Torotoro loatra ny fony diso fanantenana. [Rajaonarivelo: Bina, page 57]
2Vatana torotoro no nitsimponin' ny mponina. [Andraina: Mitaraina, page 240]
3Jerena izay rehetra nolalovany ka torotoro avokoa. [FOFAFIPE: Rosovola, page 56]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry torotoro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] vakivakim-bola, vola madinika [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] vola madinika [Rakotosaona 1972]

2017/04/15