Entry atoro (toro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tondroina: Atoroy ahy ny trano hovidinareo izany
Ampahafantarina, lazaina: Atoroy izay tokony hataony izy [1.1]
Explanations in English To be pointed out [1.7]
Explanations in French Action d'indiquer quelque chose; qu'on montre, qu'on indique [1.8]
Morphology 
Present : atoro, atoroko, atoronao, atorony, atorontsika, atoronay, atoronareo, atoron', atoron-, atorom-
Past : natoro, natoroko, natoronao, natorony, natorontsika, natoronay, natoronareo, natoron', natoron-, natorom-
Future : hatoro, hatoroko, hatoronao, hatorony, hatorontsika, hatoronay, hatoronareo, hatoron', hatoron-, hatorom-
Imperative : atoroy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20