Entry manoraka (toraka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manipy, mitoraka
¶ Mampitovy endrika amin' ny... [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] mitoraka [Rakotosaona 1972]
   [ mañoraka ] [Bezanozano, Sihanaka] mitoraka [Rakotosaona 1972]
Morphology  
manoraka
nanoraka
hanoraka
manoraha

Entry manoraka (korake)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mihoby [Rakotosaona 1972]

2010/05/06