|
|
|
|

Entry1  fitorahana
Root  2 toraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanipazana vato (na zavatra hafa) amin' olona na zavatra iray mba hahavoa azy: Tsy nitsahatra ny fitorahana ny tranonay raha tsy afaka adiny iray. / Ny fitorahana sponjy ny mpanao ady totohondry iray dia mariky ny fahareseny.
5 Fizorana, fihitsiana: Rehefa tonga amin' io tanàna io ianao, dia ny fitorahana miantsinanana no hahatonga anao any aminay. [1.1]

Anagrams  6 firotahana, 7 fitoharana, 8 fitorahana, 9 fitroahana

Updated on 2025/09/12