Entry tontolo iainana (tontolo, iainana)
Part of speech expression
Malagasy definition fifandraisan' ny zavamananaina na tsy manana aina amin' ny olombelona miaina ao anivony, ka mety manasoa na manaratsy ny fiainan' izany olombelona izany eo amin' ny lafiny rehetra maha olona [Akademia 2005]
Illustrations 

2012/05/04