| Entry | 1 tononkalo |
| Elementary words | 2 tonona, 3 kalo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana
[1.1] 6 lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [1.13] |
| Explanations in French |
7 poème
[1.13] |
| Examples |
8 Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao.
[2.285]
9 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576] |
| Vocabulary | 10 Literature: (in general) 11 Poetry |
| All compound words | 12 mpahaitononkalo |
| Updated on 2025/11/09 |
|