Entry tonon' andro tsy maha-lehilahy (tonona, andro, tsy, maha-, lehy, lahy)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31