| Entry | 1 tonom-bilany |
| Elementary words | 2 tono, 3 vilany |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ny fandrahoana ny fadinkena avy amin' ny omby nisaorana, ka niarahan' ny mpanjaka nihinana tamin' ny fianakaviany tamin' ny andro fandroana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|