| Entry | 1 tongoamihonkona |
| Elementary words | 2 tongoa, 3 mihonkona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Teny enti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan' olo-miaina, ny haren' ny maty momba, izay tongoa na fanampin' ny efa an' ny fanjakana tsy azo avala, ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin' ny fanjakana.
[1.1] |
| Examples |
6 Raha tsy araka ny hajia, ny tongoa mihonkona, ny vidin-doha, ny fanompoana isan-karazany dia tsy maintsy mandositra raha te-ho velona sy tsy te-ho very vady aman-janaka.
[2.508]
|
| Other spellings | 7 tongoa mihonkona |
| Updated on 2025/11/11 |
|