Entry tongoa
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra mitaingina eo ambonin' ny tena izy
¶ Teny nilazana ny trafon' omby fahiny
¶ Tatao na fanampy
¶ Teny fanafohezana ny hoe tongoamihonkona [Rajemisa 1985]
 hatevin'ny nofontany na vato mandrakotra velarana iray [SLP 1986]
French definition couche
¶ tongoambato faika: roches sédimentaires
¶ tongoa sosona: couche superposée [SLP 1986]
Derivations 
Quotes 

Updated on 2012/09/20