Entry mitongoa (tongoa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miampy, misy zavatra mitatao eo amboniny toy ny trafo (tongoa): Vary iray vilia mitongoa hena [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitongoa
nitongoa
hitongoa
Quotes 

2010/05/14