| Entry | 1 tondro miandra reny |
| Elementary words | 2 tondro, 3 miandra, 4 reny |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 milaza ny olona manantena lava ny hampiana; zaza na zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|