Entry fanenitra
Part of speech noun
Malagasy definition aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [SLP 1986]
French definition tétanos [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  tetanosy ~ tomboka

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [Rajemisa 1985]
English definition a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka, which latter see. [Richardson 1885]
 a wasp [Hallanger 1973]
French definition guêpe [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms takolapanenitra ~ fangaraka
Analogues  kitoka
Articles 

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [Rajemisa 1985]

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [Rajemisa 1985]

2017/06/29