|
|
|
|

Entry1  tetanosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
4 Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explanations in French  5 tétanos [1.13]
Examples  6  Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy. [2.424#]
Vocabulary  7  Health
Analogs  8  fanenitra, 9  tomboka
All compound words  10  2 combinations of this word
Illustrations 

Updated on 2025/11/09