Entry tombina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fipetrahana maka toerana tsara
¶ Fahatsarampototra eo amin' izay itoerana [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry tombina
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] sahiran-javatra kely [Rakotosaona 1972]
Synonyms   tomby

Entry tombina
Part of speech   noun
Malagasy definition   ¶ tombin'ny ranoka: sampam-pahalalana momba ny hanaka. [Vocabulary: Physics] [SLP: Voambolana]
French definition   stabilité
¶ tombin'aratra: électrostatique. [Vocabulary: Physics]
¶ tombin'ny ranoka: statique des fluides. [Vocabulary: Physics]
¶ tombin'ny ranoka: hydrostatique. [Vocabulary: Physics] [SLP: Voambolana]

2012/09/19