|
|
|
|

Entry1  atombina
Root  2 tombina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Apetraka (enti-milaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin' ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha; fa tsy fiteny, ohatra, ny hoe: Atombeno eo ambony latabatra ny bokinao
5 Apetraka maka toerana tsara: Natombiny tsara teo amin' ny halana ny sininy dia iny izy nivikiviky nanao kinarinarina
6 Atao mifototra tsara amin' ny: Atombeno amin' ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio atsỳ sa arỳ [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 ambatony, 12 animbato, 13 atambino, 14 atombina, 15 mañaboty, 16 tambinoa

Updated on 2025/09/12