| Entry | 1 tokozihitra |
| Elementary words | 2 toko, 3 zihitra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 Stubbornness, obstinacy..
[1.2#654] |
| Explanations in French |
7 Action de se blottir de froid, de peur ,.
8 fig. action de ne pas répondre, de rester sournois.. [1.3#715] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|