Entry zihitra
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra
¶ Toetran' ny olona mihenahena tsy miteny [Rajemisa 1985]
French translation gonflement [Marre: Grammaire]
Derivations 

Updated on 2020/07/31