Entry tokony
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan' ny zavatra iray (eo aorian' ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony hovana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony [Rajemisa 1985]
French translation   juste, convenable [Abinal 1888]

Entry tokony
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin' ny folo izy no tonga [Rajemisa 1985]
French translation   environ, à peu près, probablement [Abinal 1888]

Entry tokony (toko)
Part of speech   noun toko and pronoun

Entry tokony (tokona)
Part of speech   noun tokona and pronoun

Updated on 2010/04/06