| Entry (1/2) | 1 tokona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. [1.1] |
| Explanations in French |
4 action de préparer, de disposer tout pour la cuisson des aliments [1.3] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 14 tokona |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in Malagasy |
16 Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin' ny toerana misy ny tena; fihenahenana tsy mety miasa [1.1] |
| Explanations in French |
17 entêtement, opiniâtreté, action de rester à la même place [1.3] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 22 antoko, 23 kanoto, 24 kotano, 25 kotona, 26 tokona |
| Updated on 2025/09/19 |
|